Fianarantsoa : Hahery vaika ny fatapahan-jiro

  • mardi, 10 janvier 2017 19:48
  • Britto

Hanomboka mahery vaika ny fatapahan-jiro eto amin'ny tananan'i Fianarantsoa sy ny manodidina hoy ny tale iraisam-paritry ny Jirama eto an-toerana.

Antony nomeny momba izany ny tsy fahampian'ny solika sy ny faharitan'ny ranon'i Namorona.

Mihatra androany 10 janoary ka hatramin'ny andro tsy voafetra izany fepetra izany hoy ihany ity tompon'andraikitra ity.

 

Commentaires (3)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa