Ambohidahy: Tsy azo ijanonan'ny fiara ny trottoir

  • mardi, 10 janvier 2017 19:33
  • Tigre
  • Sary Njaka

Tsy avelan'ny mpitandro ny filaminana hisy fiara mijanona intsony eny amin'ny lalan'ny mpandeha tongotra na ny trottoir eny Ambohidahy izay eo ampitan'ny ministeran'ny fahasalamana.

Nilaza ny mpitandro ny filaminana fa na iza na iza fiara mijanona eo dia hiaran'ny sazy ho fametrahana ny tany tan-dalàna.

Mbola misy ihany anefa ireo mpiasa ao amin'ny ministeran'ny fahasalamana mitsipaka izany, koa dia ho hita eo indray ny tohiny.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa