Andavamamba: Salon de l’orientation des jeunes bacheliers

  • mardi, 10 janvier 2017 19:15
  • Tigre
  • Sary Njaka

Atao ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny 10 sy 11 janoary 2017 izao ny Salon de l’orientation des jeunes bacheliers.

Hita hatreto fa dia sahiran-tsaina ireo mpianatra manoloana ny fisafidianana ny sampa-pianarana izay ho ataon'izy ireo.

 

Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa