Betafo : Mampihorohoro ny dahalo

  • mardi, 10 janvier 2017 11:14
  • Andry Baliba
  • Sary nindramina fampihaingoana

Mandry tsy lavo loha ny mponina ao amin'ny fokontany Marolaona, kominin'i Soavina , distrikan'i Betafo satria dia tsy tahotra tsy henatra intsony fa dia efa mahasahy mandefa taratasy fampahafantarana ny fanafihany mihintsy ireo dahalo any an-toerana.

Nanambara mantsy ireto dahalo any Maroloana ireto fa ho tonga hanafika ny tanàna anio talata faha 10 ny volana janoary 2017 ary rehefa manao fanambarana toy izany moa izy ireo dia tonga tokoa.

Commentaire (1)
  • Metformin From Canqada Provera Irregular Periods Website Femara [url=http://levitrial.com]levitra billig[/url] Zithromax In India Order Lasix Viagra In Holland Legal Kaufen
    mardi, 10 octobre 2017 22:47
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa