Fiaraha-miasa : Sambo roa sy vola iray miliara Ariary avy amin’ny Sinoa

  • dimanche, 08 janvier 2017 16:25
  • Britto

Nanome vola iray miliara Ariary hanatsarana ny biraon’ny ministeran’ny raharaham-bahiny malagasy sy sambo roa hanaraha-maso ny morontsiraka Malagasy ny Sinoa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa