Bekily Androy : Ravan'ny orana ny tranon'ny Zandary

  • dimanche, 08 janvier 2017 16:09
  • Britto
  • Sary Sobika Bekily

Nikija ny orana taty Bekily Androy tato anatin’ny telo andro nisesy izay. Vokatr’izany dia rava ny tranon'ny Zandary, indrindra ny ipetrahan’ireo Zandary vehivavy.

Sahirana ny eto an-toerana na ny hasiana ireo Zandary traboina aza.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa