Antsalova : Tafaverina avokoa ny omby lasan’ny dahalo, avotra ireo takalon’aina

  • samedi, 07 janvier 2017 08:32
  • Britto
  • Sary nindramina fampihaingoana
Nirefodrefotra vao maraina ny basy teto Antsalova androany, nentin'ireo mpanaradia naneho ny hafaliany niditra ny tanàna fa tafaverina ireo omby zato latsaka kely lasan’ny dahalo omaly maraina.
 
Avotra avokoa ireo mpiarakandro takalon’aina. Tsy nisy tratra kosa ireo dahalo fa nitsoaka.
 
« Sasa lefo » no ilazana ny fety hatao hanamarihana ny toy izao. Mety hisy famonoan'omby iaraha-mifaly, eo koa ny zava-pisotro … atolotra ny mpanaradia ho fosaorana.
 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa