Nosy Varika : Lehilahy roa matin’ny fitsaram-bahoaka

  • vendredi, 06 janvier 2017 20:41
  • Britto
  • Sary nindramina fampihaingoana

Voatondro ho jiolahy mpamaky trano ireto niharan’ny fitsaram-bahoaka ireto. Tany amin’ny Fokontany Fenoarivo, Kaominina Ambahy no nitrangan’izany omaly.

Ity no tranga fitsaram-bahoaka faharoa niseho tany amin’ny Distrikan’i Nosy Varika tao anatin’ny roa taona.

Nidina nanao fanadihadiana aty an-toerana ny Zandary avy ao Mananjary.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa