Antsohihy: Arif Djo MD 8 volana

  • mercredi, 04 janvier 2017 18:11
  • Tigre
  • Sary Sobika Antsohihy

Tamin'ny raharaha nahafaty ny vadin'ity karana lahy ity, dia niakatra fampanoavana io maraina io i Arif Djo.

Notanana am-ponja vonjy maika mandritra ny 8 volana aloha ity karana ity, mbola misy ny fanadihadihana ataon'ny Fitsarana mandritra izay fotoana izay.

Feno olona tanteraka nanoloana ny fitsarana niandry ny didy avoakan'ny mpitsara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa