Antsohihy : Raharaha nahafaty ilay vehivavy karana

  • mercredi, 04 janvier 2017 10:23
  • Tigre
  • Sary Sobika Antsohihy

Mandeha amin'izao ora izao ny fitondrana any amin'ny fitsarana ny vadin'ilay karana vavy maty mampisy resabe eto Antsohihy.

Ao manko ny milaza fa novonon'ity karana ity ny vadiny, ao kosa no manamafy fa namono tena ity zazavavy ity.

Tsy mazava amin'ny maro ny filazan'ireo dokotera nijery ny razana, misy aza no miteny fa nandray vola ry zareo ireo ka dia samy manana ny filazany.

Ho hita eo ny fanapahan-kevitry ny fitsarana.
Feno vahoaka tokoa eo anoloan'ny fitsarana izao.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa