Saran-dalana Antsirabe : Raikitra indray ny fanararaotana

  • mardi, 03 janvier 2017 15:34
  • Super User
  • Sary Sobika Antsirabe

Fomba mahazatra ny mpitatitra eto Antsirabe mialoha na aorian'ny fety ny mampiakatra saran-dalana. Tafakatra hatrany amin'ny 12 000 Ariary indray ny saran-dalana Antsirabe - Antananarivo amin'izao vita fety izao.

Sady efa ifandrombahana ny mpandeha no mbola ahitana fiakarany ihany ny saran-dalana izay 8 000 Ar raha ny tokony ho izy ho an'ny zotra rezionaly Antsirabe - Antananarivo.

Asa moa izay fepetra raisin’ny ATT momba izany fa dia manao izay danin’ny kibony ireo mpitatitra eto Antsirabe, izao vita fety izao.

 sobika stationement Antsirabe 2

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa