Taombaovao : Princio sy Samoela namalifaly ny vahoakan’Antsirabe

  • lundi, 02 janvier 2017 20:28
  • Britto
  • Sary Sobika Antsirabe

Nafana ny fampifaliana vahoaka nataon’ny kaominina Antsirabe renivohitra tamin’ny alalan’ny tarika Princio sy Samoela, ny alahady 1 janoary 2017, teo amin’ny Araben’ny fahaleovantena. Nifaly tokoa ny olona ary tsy niala mihitsy na dia teo aza ny orana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa