Hery Rajaonarimampianina : Sombin’ny kabary faran’ny taona nataony

  • dimanche, 01 janvier 2017 15:55
  • Britto
  • Sary nomena

« Ny faniriako lalina indrindra ho an’ny ho avy, dia ny ahaizantsika mampivondrona ny herim-po, herin-tsaina sy herim-panahy misy eo amintsika. Tsy vahoaka voahozona sanatria ny Malagasy ka tsy ahita ny anjara masoandrony mihitsy anatin’ny fiandrianampireneny. Misy kolontsaina vaovao izay mila volentsika, kolokolointsika. Kolontsain’ny mpanangana, sahy sedra, miaraka misandratra anaty vina mampiombona ».

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa