Solika : Nisy fiakarany 80Ar isaky ny litatra

  • dimanche, 01 janvier 2017 15:54
  • Britto
  • Tahirin-tsary Sobika

Niova nanaraka ny taona ihany koa ny vidin-tsolika manerana an’i Madagasikara. Nanomboka ny misasak’alina teo dia lasa 3.150 Ariary ny litatry ny gazoala raha 3.070 Ariary teo aloha, ary 3.720 Ariary ny litatry ny lasantsy izay 3.640 Ariary teo aloha.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa