Tselatra

  • Dahalo Mangataboahangy
    Dahalo Mangataboahangy
    • jeudi, 31 décembre 2015 19:52
    • Sary Sobika Antsirabe

    Mangataboahangy : Dahalo manamby 1 tapitrisa ny zandary hamotsorana azy

    Saron’ny zandary ny andian-dahalo mandravarava amin’iny Amoron’i Mania sy Vakinankaratra iny rehefa nifanenjehana sy nifamaly tifitra nandritra ny efatra andro tany Mangataboahangy, Distrikan’Ambatofinandrahana, taorian’ny halatr’omby nataon’izy ireo. Manambitamby vola 1 tapitrisa Ariary ny mpanao famotorana ny lehiben’ny dahalo mba hamotsorana azy, fa tsy nijabaka tamin'izany ny zandary.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 30 décembre 2015 10:58
    • Photo: policenationale.gov.mg

    Mpanao vola sandoka

    Telo lahy voasambotra tany Ambatolampy, efa mpamerin-keloka ny iray.
    Lire la suite ...
  • BV Tsiafahy
    BV Tsiafahy
    • mardi, 29 décembre 2015 21:24
    • Photo Njaka

    Birao fandatsaham-baton'ny Tsiafahy

    Tsy nisy tonga ireo mpikambana ao amin'ny birao fandatsaham-bato.
    Lire la suite ...
    • mardi, 29 décembre 2015 16:24
    • Photo: agir.avec.madagascar.over-blog.com

    Mananjary : Nisy namaky ny biraon’ny CENI

    Vaky ny alin’ny alatsinainy ny biraon’ny CENI ao Mananjary, faritra Vatovavy Fitovinany. Very tamin’izany ny ordinatera “portable”, moto sy fitaovana maromaro. Nanamarina izany ny talen’ny informatika eo anivon’ny CENI foibe. Nanamarika anefa izy fa tsy misy fiantraikany amin’ny fizotry ny fifidianana sy ny fikirakirana ny voka-pifidianana io satria tsy nisy voakitika ny dosie.
    Lire la suite ...
    • mardi, 29 décembre 2015 14:34
    • Photo: twitter.com

    Raim-pianakaviana namono tena teny amin’ny reniranon’ Ikopa

    Raim-pianakaviana teo amin’ny 40 taona teo ho eo no nitsoraka tao amin’ny reniranon’Ikopa, omaly tokony teo amin’ny 4 ora tolakandro teo. Raha ny voalazan’ny nanatri-maso dia namono tena ity rangahy ity.  Fotoana vitsy taorian'ny tranga no tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina nikaroka ny razana fa niala-maina. Anio maraina tamin’ny 8 ora no niverina teny an-toerana ny mpamonjy voina nanohy ny fikarohana. Hatramin’ny 2 ora teo anefa dia mbola tsy hita ny razana. Nambaran'izy ireo fa manano-sarotra ny fikarohana ny fiakaran’ny rano.
    Lire la suite ...
  • Aéroport Ivato
    Aéroport Ivato
    • mardi, 29 décembre 2015 10:49
    • Photo Net

    Visa aéroport

    Efa mihatra izao ny famerenan'ny fanjakana ny fandoavana Visa 25 euro ho an'izay mitondra passeport vahiny miditra eto Madagasikara.
    Lire la suite ...
  • Mitaky ny hamerenana ny Ben'ny tanàna
    Mitaky ny hamerenana ny Ben'ny tanàna
    • mardi, 29 décembre 2015 05:45
    • Photo FB

    Manambaro Fort Dauphin

    Mitaky ny hamerenana ny Ben'ny tanàna tena lanim-bahoaka ny ao Manambaro Fort Dauphin. Tsy manaiky ny hifidy ihany koa izy ireo sy verezin-jo tahaka izao.
    Lire la suite ...
    • lundi, 28 décembre 2015 15:18
    • Photo: fournie

    Ambatofinandrahana

    Fizarana nofonkena mitam-pihavanana sy vatomamy ho an'ny ankizy nentin'i Solombavambahoaka Christine Razanamahasoa no sady mpandrindra ny Mapar tamin'ny Noely.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 28 décembre 2015 15:14
    • Photo d'Archives Sobika

    ECAR Sainte Thérèse de l'enfant Jésus Isotry : Very ny rakitra

    Nisy nangalatra ny alin'ny 26 desambra teo ny vola tao am-piangonana. Tao aorian'ny fotoam-bavaka ny alin'ny Sabotsy teo dia nisitrika tao am-piangonana ilay tonta kely. Avy hatrany dia nanidy ny trano ny mpiambina rehefa hitany fa tsy nisy olona intsony ny fiangonana, izay nanamora ny asan'ity mpangalatra nibata ny vata nisy ny vola sy nanokatra mora foana ny trano fiangonana ka lasa tamin'izany ny rakitra araky ny filazan'ireo mpivavaka eny an-toerana.
    Lire la suite ...
    • lundi, 28 décembre 2015 10:30
    • Photo d'Archives Sobika

    Asaramanitra : Amin’ny 8 janoary 2016 eny Iavoloha

    Hotanterahina eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny lanonan’ny Asaramanitra ifampiarahaban’ireo filohan’ny andrimpanjakana sy ireo masoivohom-pirenena miasa sy monina eto Madagasikara.
    Lire la suite ...
Page 324 sur 351