Tselatra

    • mardi, 08 décembre 2015 10:56
    • Photo d'Archives Sobika

    Ankatso: Fihetsiketsehina

    Mifampitaona eny amin'ny tranon'ny mpianatra vaovao eny ankatso ny mpianatra sy ny mpandraharaha ny oniversite amin'izao ora izao hanao fihetsiketsehana.
    Lire la suite ...
    • mardi, 08 décembre 2015 09:37
    • Photo: Sobika archives

    Fitakiana ny Nosy manodidina

    Ho tohin’ny taratasy fangatahana fihaonana nataon’ny Filohan’ny « Emergence Madagascar » sy ny Filohan’ny « Cercle de Réflexion pour l’Avenir de Madagascar (CRAM) tamin’i Jean Max RAKOTOMAMONJY, Filohan’ny Antenimieram-pirenena, sy ireo mpikambana ao amin’ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena tamin’ny 12 novambra 2015 momba ny andraikitra lehibe hananan’ny Solombavambahoaka amin’ny fiarovana ny fiandrianampirenena manodidina ny resaka Nosy Malagasy (Iles éparses) sy ireo vaha-olana maharitra naroson'izy ireo dia tapaka tamin’ny fivorian’ireo mpikambana ao amin’ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena ny alatsinainy 30 novambra sy ny talata 01 desambra 2015 fa hisy ny fivoriambe azon’ny be sy ny maro hatrehana na «séance plénière» izay hitondran’ny « Emergence Madagascar » sy ny « CRAM » famelabelarana manolona ireo Solombavambahoaka ny zoma 18 desambra 2015 amin’ny 10 ora maraina eny Tsimbazaza.
    Lire la suite ...
  • Specimen sénateur
    Specimen sénateur
    • lundi, 07 décembre 2015 22:17
    • Photo: Njaka

    CENI : Fifidianana Loholona

    Nisy ny fampiofanana sy fampafantarana ho an'ireo solon-tenan'ny kandida ary ny fampisehoana ny SPECIMEN ho an'ny fifidianana Loholona.
    Lire la suite ...
    • lundi, 07 décembre 2015 13:44
    • Photo: midi-madagasikara.mg

    Mahajanga : Tafakatra 12000 Ariary ny kilaon’ny hen’omby

    Mihena ny hena amidy eny an-tsena vokatry ny havitsian’ny omby tonga hovonoina. Vokany, miakatra ho 12.000 Ariary ny kilao raha latsaky ny 10.000Ariary izany vao tsy ela.
    Lire la suite ...
  • Seranan-tsambon’i Toamasina
    Seranan-tsambon’i Toamasina
    • lundi, 07 décembre 2015 07:15
    • Photo: Sobika Toamasina

    Seranan-tsambon’i Toamasina : Mpiasa miisa 122 notolorana mari-boninahitra

    Nambaran’ny Tale jeneralin’ny seranan-tsambon’i Toamasina (SPAT), Avellin Christian Eddy, nandritra ny lanonana tao amin’ny « Foyer social Canada » ny sabotsy teo, fa ny 1/3 ny mpiasa izao notolorana mari-boninahitra izao. Asa miandry manomboka ny taona 2016, hoy izy ny fanombohan’ny tetikasa fanitarana ny seranan-tsambo.
    Lire la suite ...
  • Fanadiovana Amboditsiry
    Fanadiovana Amboditsiry
    • dimanche, 06 décembre 2015 19:02
    • Photo: Njaka

    Asa fanadiovana

    Mitohy hatrany ny asa fanadiovana izay karakarain'ny ministeran'ny serasera sy ny fokontany ka teny amin'ny faritra Amboditsiry sy ny manodidina no nanantanterahina izany.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 04 décembre 2015 16:57
    • Photo: Njaka

    Maroantsetra : Fadintseranana

    Ny tambajotra LAMPOGNO dia manaitra ny tompon'andraikitra isan'ambaratongany mba hamerina ny sampandraharahan'ny fadintseranana ao Maroantsetra.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 03 décembre 2015 18:49
    • Photo: NET

    Besarety - Antananarivo : Mpiandry voaendaka, lasan’ny jiolahy ny Baiboly, vola ary ny finday

    Raim-pianakaviana iray 47 taona, izay mpiandry avy nanala devoly sy nampahery marary tamin’ny alalan’ny fivavahana no nosakanana telolahy nitondra antsy maranitra lavalela raha hamonjy ny toeram-ponenany etsy Betongolo, niaraka tamin’ny vadiny. Norombahan’ireo jiolahy ny sakaosy kely nentiny misy ny Baiboliny sy ny akanjo fotsy fitondrany rehefa manao ny asa maha mpiandry ary vola 17 000 ariary niampy finday roa. Niezaka niaro ny fandrobana fananany ilay mpanompon’Andriamanitra ka notsindromin’ny iray tamin’ireo jiolahy ny antsy ny tanany. Votsotra teny amin’ity raim-pianakaviana ity ilay sakaosy, ka lasan’ireo jiolahy.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 03 décembre 2015 12:58
    • Photo: Sobika

    Hay trano 67ha Atsimo: Manomboka ny fanadihadiana

    Tonga nijery ifotony mikasika ilay hay trano io maraina io ny polisy, ny fokontany 67ha Atsimo, ary naka ny razana izay kila tanteraka ny eo anivon'ny BMH,
    Lire la suite ...
  • Hain-trano 67Ha atsimo
    Hain-trano 67Ha atsimo
    • jeudi, 03 décembre 2015 09:57
    • Photo: Sobika

    Hay trano 67ha atsimo : Ramatoa iray no namoy ny ainy

    Tamin'ny 7ora maraina teo no nanomboka nisy setroka nivoaka ny trano ka nanaitra ny manodinina.Tonga ara-potoana ny mpamonjy voina saingy noho ny fahateren'ny lalana miditra amin'ny cité dia voatery nampiasa fantson-drano lava izy ireo. Vetivety ihany dia voafehy ny afo izay voalaza fa "gaz" no niandohany, ary ramatoa iray marary eo ampandriana no tsy avotra fa namoy ny ainy.
    Lire la suite ...
Page 319 sur 341