Tselatra

    • lundi, 21 décembre 2015 19:15
    • Photo: Sobika Mahajanga

    Marovoay

    Lehilahy iray tratra nivarotra menaka valo barika kely izay nafangaro rano.
    Lire la suite ...
  • RAHARISON Andriamalala Davida mivady
    RAHARISON Andriamalala Davida mivady
    • dimanche, 20 décembre 2015 21:50
    • Sary Njaka

    FJKM Fitandremana Vinany Tempoly Malala

    Notanterahina anio maraina ny fankalazana ny faha-20 taona naha Mpitandrina an'Atoa RAHARISON Andriamalala Davida mivady izay natao teny amin'ny FJKM Fitandremana Vinany Tempoly Malala.
    Lire la suite ...
  • Sekoly Les Poupons
    Sekoly Les Poupons
    • dimanche, 20 décembre 2015 21:37
    • Photo Njaka

    Les Joyeux Poupons

    Tontosa omaly Sabotsy ny fety nokarakarain'ny sekoly Les Poupons tetsy amin'ny tronom-pokonolona Isotry, tanteraka ara-dalana ny lanonana, faly ny ankizy ary afa-po ny Ray aman-dreny.
    Lire la suite ...
    • samedi, 19 décembre 2015 14:56
    • Photo: fournie

    Fanondranana vato

    Sambo iray no niainga ny zoma 18 desambra teo, tao Toamasina. Tsikaritra fa vatobe no tanterin'io sambo io izay voalaza fa aondrana mankany La Réunion hanaovana Route littorale.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 18 décembre 2015 23:48
    • Photo: fb

    Ikalamavony : Azo ny omby, naverina an-dakazera ny miaramila

    Niteraka resabe tao Ikalamavony ny fakan’ny andia-miaramila manao “Opération Fahalemana” omby aman-jatony maro, ny alarobia 16 desambra lasa teo, narahina poa-basy andro atoandro. Nitaraina ny mponina amin’ny fihoaram-pefy sy ny fanararaotana fananan’olona ataon’ireto miaramila ireto, indrindra ny fandatsahan’aina an’izay olona tsy azoazon’izy ireo. Nisy mpihaino ny fitarainan’ny mponina. Vokany : ny ampitson’io ihany dia naverina amin’ny tompony ireo omby maro be ary ny miaramila naverina amin’ny toby misy azy avy.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 18 décembre 2015 21:10
    • Photo: Njaka

    Fetin'ny Noely sy ny taona vaovao : Vitsy mpanjifa ny akoho amam-borona

    Raha ny vidin'ny akoho amam-borona dia tsy nahitana fiovana firy saingy ny mpanjifa no tsy dia misy.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 18 décembre 2015 20:04
    • Photo: Sobika Antsirabe

    Sambo hopitaly “Mercy Ships” : Marary 146 avy any Vakinankaratra hodidiana maimaimpoana

    146 tamin’ireo olona 1.000 mahery no hisitraka ny fandidiana maimaimpoana any Toamasina taorian’ny fitiliana nataon’ireo mpitsabo avy amin’ilay sambo hopitaly Mercy Ships tao Antsirabe. Olona avy amin’ireo Distrika fito manerana ny Faritra Vakinankaratra sy olona vitsivitsy avy amin’ny faritra mifanolo-bodirindrina ireo notiliana ireo nandritra ny roa andro ny 16 sy 17 desambra teo.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 18 décembre 2015 13:58
    • Photo d'Archives Sobika

    Tsimbazaza : Hifarana anio ny fivoriana ara-potoana faharoa

    Hifarana anio tolakandro, rehefa naharitra 60 andro, araka ny voafaritry ny lalampanorenana ny fivoriana ara-potoana faharoa ny Antenimieram-pirenena. Fivoriana natokana indrindra handinihana sy handaniana ny tetibolam-panjakana taona 2016.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 18 décembre 2015 13:56
    • Photo: commune-de-montreux.ch

    Taom-pambolenkazo : Hatomboka anio any Torotorofotsy

    Hosantarina anio any Torotorofotsy Menalamba, Kaominina Andasibe, Distrikan’i Moramanga ny fanombohana ofisialy ny taom-pambolenkazo 2015-2016.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 17 décembre 2015 15:31
    • Photo: Sobika

    Lozam-pifamoivoizana

    Fiara taxibe iray tapaka frein teny amin'ny fidinana Anjohy, omaly, no nifatratra tamin'ny poteau vao nijanona. Marihina fa malama ny lalana, ny orana rahateo avy ka tsy voafehin'ny mpamily izay naratra mafy ity fiara. Tsy nisy ny aina nafoy.
    Lire la suite ...
Page 287 sur 312