Tselatra

    • mardi, 22 décembre 2015 23:37
    • Photo : FB

    Fanafihana teny Andoharanofotsy

    Maty avokoa taorian'ny fifandonana mitam-piadiana tamin'ny mpitandro filaminana ireo jiolahy.
    Lire la suite ...
    • mardi, 22 décembre 2015 23:22
    • Photo: Njaka

    Kianja ben'i Mahamasina

    Hambolena bozaka vaovao.
    Lire la suite ...
    • mardi, 22 décembre 2015 22:52
    • Photo: Njaka

    Noely

    Manamarika ny fetin'ny noely ihany koa ny kilalao sy ny vatomamy.
    Lire la suite ...
    • mardi, 22 décembre 2015 15:11
    • Photo: fournie

    Fotadrevo – Ampanihy Andrefana

    Vokatra ny mangahazo, mitady mpividy.
    Lire la suite ...
  • Ilay toerana Airtel Money nisy nanafika
    Ilay toerana Airtel Money nisy nanafika
    • mardi, 22 décembre 2015 14:35
    • Photo: Njaka

    Fanafihana teny Andoharanofotsy : Jiolahy 2 voasambotra

    5 lahy mitambasy no nanafika, ny maraina tokony ho tamin'ny 9 ora sy sasany teo, ny toerana Airtel Money iray teny Andoharanofotsy. "Avy hatrany dia nitifitra ireo jiolahy" hoy ny nanatrimaso ka olona roa no voan'ny bala izay efa any amin'ny hopitaly amin'izao. Jiolahy roa ihany koa no voalaza fa voasambotra, taorian'ny fifanenjehina tamin'ny mpitandro ny filaminana ka tsy nisy araka izany ny vola lasan'izy ireo.
    Lire la suite ...
    • mardi, 22 décembre 2015 13:13
    • Photo: Njaka

    Fanafihana teny Andoharanofotsy

    Notafihin’ny jiolahy mitam-basy ny Airtel Money iray eny Andoharanofotsy teo amin’ny adin’iray teo, izay nitohy tamin'ny fifanenjehana sy fifampitofiran’ny mpitandro filaminana sy ny jiolahy. Zandary iray no voatifitry ny jiolahy ka naratra mafy.
    Lire la suite ...
    • lundi, 21 décembre 2015 19:15
    • Photo: Sobika Mahajanga

    Marovoay

    Lehilahy iray tratra nivarotra menaka valo barika kely izay nafangaro rano.
    Lire la suite ...
  • RAHARISON Andriamalala Davida mivady
    RAHARISON Andriamalala Davida mivady
    • dimanche, 20 décembre 2015 21:50
    • Sary Njaka

    FJKM Fitandremana Vinany Tempoly Malala

    Notanterahina anio maraina ny fankalazana ny faha-20 taona naha Mpitandrina an'Atoa RAHARISON Andriamalala Davida mivady izay natao teny amin'ny FJKM Fitandremana Vinany Tempoly Malala.
    Lire la suite ...
  • Sekoly Les Poupons
    Sekoly Les Poupons
    • dimanche, 20 décembre 2015 21:37
    • Photo Njaka

    Les Joyeux Poupons

    Tontosa omaly Sabotsy ny fety nokarakarain'ny sekoly Les Poupons tetsy amin'ny tronom-pokonolona Isotry, tanteraka ara-dalana ny lanonana, faly ny ankizy ary afa-po ny Ray aman-dreny.
    Lire la suite ...
    • samedi, 19 décembre 2015 14:56
    • Photo: fournie

    Fanondranana vato

    Sambo iray no niainga ny zoma 18 desambra teo, tao Toamasina. Tsikaritra fa vatobe no tanterin'io sambo io izay voalaza fa aondrana mankany La Réunion hanaovana Route littorale.  
    Lire la suite ...
Page 212 sur 238