Baskety - FMBB: Miato avokoa ny hetsika sy fifaninana rehetra manerana ny Nosy

  • samedi, 21 mars 2020 12:35

Nanao fanambarana ny federasiona malagasy ny baskety fa miato avokoa manomboka anio 21 marsa 2020 ny hetsika sy fifaninanana rehetra manerana ny Nosy ho fisorohana ny fihanaky ny valanaretina coronavirus.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.