Kitra – Fifanintsanana CAN 2021: Navotan’ny coronavirus ny « Stadium Mangarano » ?

  • mercredi, 18 mars 2020 11:05
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Navotan’ny coronavirus sy ny fanapahan-kevitry Kaofederasiona afrikana ny baolina kitra na CAF ny hampihatona ireo lalao fifanintsanana ny CAN, noho ny fihanak’io valanaretina io aty Afrika, ny fitsarana ny fahafahan’ny « Stadium Mangarano » mandray lalao iraisam-pirenena, satria tsy tontosa ara-potoana ny fanarenana ireo lesoka sy fanarahana ny fepetra nomen'ny iraky ny CAF nitsirika ity foto-drafitrasa ity, afa-tsy ny fanesorana ireo mpivaro-kazo.

(Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.