Kitra – Coupe Arabe U20: Madagasikara 4 – 3 Djibouti

  • lundi, 17 février 2020 21:40
  • Sary nindramina

Nibata fandresena voalohany ny Barea tamin’ny lalao atrehany amin’ny « Coupe Arabe U20 » any Arabia Saodida. Nandresy an’isa 4 noho 3 i Madagasikara androany nanoloana an’i Djibouti, tamin’ny lalao natao tao amin’ny kianja Al Riyad.

Efa nitarika tamin’ny isa 4 noho 2 ny Barea tamin’ny fihodinana voalohany.

Mpilalao mendrika tamin’ity lalao androany ity i Todisoa Rafizy André (N°6).

Fihaonana amin’i Bahrein ny lalao manaraka hatrehin’i Madagasikara ny alakamisy 20 febroary izao amin’ny 6 ora hariva.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.