Kitra – Ligy Atsinanana: Tompondaka ny AS Fortior Toamasina

  • lundi, 17 février 2020 16:19
  • Sary nindramina

Lavon’ny AS Fortior Toamasina tamin’ny isa 2 noho 1 ny ASCOMI Mahanoro nandritra ny lalao famaranana ny fiadiana ny tompondakan’ny ligy Atsinanana, Divizionina Voalohany amin’ny baolina kitra, taona 2019-2020.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.