Antsirabe: Natao ny fandraisana ara-teknika ny Kianja mitafo vaovao

  • jeudi, 13 février 2020 10:34
  • Sary: Commune Urbaine Antsirabe

Vita, omaly, ny fandraisana ara-teknika ny Kianja mitafo vaovao eo Vatofotsy ary dia ho tokanana tsy ho ela ity foto-drafitrasa ity.

Dingana iray hampakarana avo ny lentan’ny fanatanjahatena eto Antsirabe ny fahazoana ity Kianja mitafo ity.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.