Lalaon’ny Nosy: Laharana fahatelo vonjimaika i Madagasikara

  • lundi, 22 juillet 2019 08:38
  • Sary nindramina

Medaly volamena 9 no azon'i Madagasikara. Namiratra isika teo amin'ny taranja fibatana fonjamby.

Sivy no volamena azon’ny Atleta malagasy amin'izao, mametraka antsika eo amin’ny laharana fahatelo vonjimaika eo amin’ny fahazoana medaly aorian’i La Réunion sy ny nosy Maorisy, mpampiantrano ity Nosy andiany faha-10 ity.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.