Kitra - CAN 2019: Odion Jude Ighalo no mpampidi-baolina betsaka indrindra

  • dimanche, 21 juillet 2019 16:06
  • Sary nindramina

Baolina miisa dimy no tafiditr’i Odion Jude Ighalo nandritra ny fiadiana ny Amboaran’i Afrika amin’ny baolina kitra (CAN), andiany faha-32, nifarana tao Egypta.

Mpilalao ao amin’ny Super Eagles – Nizeriana i Odion Jude Ighalo, 30 taona izy, ary sambany no niatrika CAN.

Milalao milaravinahitra any Chine, ary mpanafika ny toerany ao amin’ny klioban’ny Shanghai Greenland Shenhua.

Niisa 102 kosa ny isan’ny baolina tafiditra tamin’ireo lalao niisa 52 nandritra iny CAN tany Egypta iny.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.