Kitra – Lalaon’ny Nosy: Nirava sahala i Madagasikara sy Seisela

  • samedi, 20 juillet 2019 22:40

Nisaraka ady sahala samy tsy nitoko ny Barea an’i Madagasikara sy ny Piraty an’i Seisela io toak'andro io. Nahazo "penalty" ny Malagasy saingy tsy maty izany.

Lalao voalohany natrehin’ny Barea ny androany. Ny Club M (Les Dodos) Maorisianina no hifandona amin’ny Barea amin’ny alatsinainy ho avy izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.