Kitra – Lalaon’ny Nosy: Madagasikara sy Seisela

  • samedi, 20 juillet 2019 14:06
  • Sary nindramina

Hiatrika ny lalao voalohany amin’ity Lalaon’ny Nosy andiany faha-10 atsy Maorisy ity ny Barea an’i Madagasikara anio. Hifandona amin’i Seisela ao amin’ny kianja Auguste Volaire ao Flacq ny ekipam-pirenena malagasy anio amin’ny 3ora tolakandro, ora atsy Maorisy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.