Kitra - Lalaon’ny Nosy: Fihaonana amin’i Seisela no lalao voalohany hatrehin’ny Barea

  • jeudi, 18 juillet 2019 22:02

Nigadona atsy Maorisy androany tolakandro ny delegasiona malagasy hiatrika ny Lalaon'ny Nosy, izay hisokatra ofisialy ny zoma 19 jolay. Amin’ny sabotsy 20 jolay no hiatrika ny lalao voalohany manoloana an'i Seisela ny Barea an’i Madagasikara.

Androany dia resin’i Mayôty 2 noho 0 i Comores, nirava sahala 1 noho 1 kosa i Seisela sy Maorisy mampiantrano.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.