Kitra - CAN 2019: Tavela any Egypta ny ampahan'ny delegasiona Malagasy

  • dimanche, 14 juillet 2019 17:17
  • Sary fampiaingoana nindramina

Mbola misy ampahany amin'ny delegasiona Malagasy lasa tany Egypta tamin'ny fikarakarana sy fanohanana ny Barea an'i Madagasikara no mbola tsy tafody an-tanindrazana.

Mandray an-tanana ny fikarakarana azy ireo any an-toerana ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena Tinoka Roberto, antony tsy nahitana an'ity farany nandritra ny fitsenana ny Barea tamin'ny fahatongavan'izy ireo teto Madagasikara omaly.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.