Kitra - Barea: Tsy handalo aty Madagasikara i Romain Métanire sy Abel Anicet

  • vendredi, 12 juillet 2019 19:44
  • Sary nindramina

Tsy ho tafaraka amin’ireo mpilalao namany ho aty Madagasikara i Romain Métanire, vodilaharana ankavanana ao amin’ny Barea an’i Madagasikara sy Abel Anicet, irakiraka.

Antsoin’ireo klioba ilalaovany avy izy ireo, ka tsy maintsy nandeha avy hatrany, dia ny klioban’ny Minnesota United any Etazonia ho an’i Métanire, ary ny klioban’ny Ludogorets Razgrad any Bolgaria ho an’i Anicet.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.