Kitra-CAN 2019: Ho fantatra anio ireo ekipa roa ambiny hiatrika ny manasa-dalana

  • jeudi, 11 juillet 2019 09:59

Lalao ampahefa-dalana roa no tanterahina anio alakamisy 11 jolay. Hisantatra izany amin’ny 7ora, ora eto Madagasikara, ny fihaonan’i Alzeria sy Côte d’Ivoire. Amin’ny 10ora alina kosa ny lalao hifandonan’ny Barea an’i Madagasikara amin’ny Voromahery Tonizianina.

Ireo ekipa roa tafavoaka mpandresy amin’ireo lalao roa ireo no hameno ireo ekipa efatra hiatrika ny lalao manasa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika amin’ny baolina kitra, andiany faha-32 atao any Egypta ity.

Hotanterahina ny andron’ny 14 jolay avokoa ireo lalao manasa-dalana ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.