Kitra - CAN 2019: Manomboka amin’ny ampahefa-dalana vao hampiasaina ny VAR

  • vendredi, 21 juin 2019 18:45
  • Sary nindramina

Nilaza ny filohan’ny CAF na Kaonfederasiona Afrikanina amin’ny baolina kitra, Ahmad Ahmad, fa manomboka amin’ny dingan’ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny Amboaran’i Afrika amin’ny baolina kitra vao hampiasaina ilay fitaovana Assitance Vidéo (VAR) hanampy amin’ny fitantanana ny lalao eny ambony kianja.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.