Kitra - CAN 2019: Ireo mpilalao hiazo an'i Maroc

  • mardi, 11 juin 2019 14:39
  • Sary: Comité de Normalisation FMF

Hanainga anio hiazo an’i Maroc ny Barea, hanohy ny fampivondronana fahatelo sady farany mialoha ny hiatrehana ny dingana famaranana amin’ny fiadiana ny Amboaran’i Afrika amin’ny baolina kitra na CAN 2019, hatao any Egypta ny 21 jona hatramin’ny 19 jolay 2019.

Hanao lalao ara-pirahalahiana amin’i Mauritanie ny Barea amin’ny zoma 14 jona.

Vondrona B no misy an’i Madagasikara, miaraka amin’ny Nigéria, Guinée ary Burundi. Ny 22 jona ny lalao voalohan’ny Barea, hifandonany amin’i Guinée.

Ireo mpilalao hiazo an'i Maroc:

1. Ibrahima Dabo (Saint-Pierroise)

2. Carolus Andriamahitsinoro (Al Adalh)

3. Romario Rakotoarisoa (Fosa Juniors FC)

4. Mamy Gervais Randrianarisoa (Saint-Pierroise)

5. Razakanantenaina Pascal (Saint-Pierroise)

6. Marco Ilaimaharitra ( RC Charleroi)

7. Caloin Dimitry (Les Herbiers)

8. Aro Hasina Andrianarimanana (Kaizer Chiefs)

9. Faneva Andriatsima (Clermont Foot)

10. Njiva Rakotoarimalala (Samut Sakon)

11. Paulin Voavy (Mish El Makassa)

12. Lalaina Nomenjanahary (Paris FC)

13. Anicet Andrianantenaina (Ludogorets)

14. Jeremy Morel (Olympique Lyonnais)

15. Ibrahim Amada (Mouloudia Club d'Alger)

16. Jean Dieu Donné Randrianasolo (Cnaps Sport)

17. Toavina Rambeloson (Arras)

18. Rayan Raveloson (FC Troyes)

19. William Gros (Vitre)

20. Romain Métanire (Minnesota United FC)

21. Thomas Fontaine (Stade de Reims)

22. Jérome Mombris (Grenoble Foot 38)

23. Melvin Adrien (Martigues FC)

24. Fabien Boyer (Grenoble Foot 38)

 

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.