Africa Basketball League: Fandaharan-dalao andro fahatelo

  • dimanche, 17 février 2019 14:42
  • Sary FMMB

Andro fahatelo sady farany hatrehin’ireo klioba efatra mifaninana amin’ny Africa Basketball League Faritra faha-7 ny anio.

15h00 : Smouha Basketball (Egypte) vs Atlético Petróleos de Luanda (Angola).
17h30mn : MAZEMBE (RD Congo) vs COSPN Basketball (Madagascar)

Hiady ny lalao anio, satria hiady ny ho laharana voalohany ireo klioba mifanandrina amin’ny lalao voalohany, ary hiady mba tsy ho gisitra kosa ireo klioba mifanandrina amin’ny lalao faharoa.

Voka-dalao nandritra ny andro faharoa omaly :

Atlético Petróleos de Luanda 74 - 61 MAZEMBE
COSPN Basketball 50 - 119 Smouha Basketball

 

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.