Kitra-CAN 2019: Madagasikara # Guinée Equatoriale

  • samedi, 13 octobre 2018 10:40
  • Sary FMF

Hotanterahina anio tolakandro any Malabo, renivohitr’i Guinée Equatoriale, ny andro fahatelo amin'ny lalao fifanintsanam-bondrona hifandonan’ny Barea Madagasikara amin’ny ‎Nzalang Nacional, ekipam-pirenen’i Guinée Equatoriale, hahazoana tapakila hiatrehana ny dingana famaranan’ny fiadiana ny tompodakan’i Afrika amin’ny baolina kitra, hatao any Cameroun amin’ny taona 2019.

Vonona hitady fandresena ny Barea.

Hotanterahina eny Vontovorona Antananarivo amin’ny talata 16 oktobra 2018 ny lalao famerenana eo amin’ny ekipa roa tonta.

 

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.