Cosafa Coup 2018 (vehivavy): Niondrika 2 noho 0 nanoloana an'i Malawi i Madagasikara

  • vendredi, 14 septembre 2018 19:27

Faheresana fanindroany. Izay no vokatra azon'ny Barea Madagasikara tamin'ny lalao roa vitany amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika Atsinanana taranja baolina kitra, sokajy vehivavy (Cosafa Coup 2018) tanterahina atsy Afrika Atsimo.

Resin'i Afrika Atsimo tamin'ny isa 2 noho 1 isika tamin'ny lalao voalohany, resy 2 noho 0 indray isika androany nanoloana an'i Malawi.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.