CJSOI Djibouti: 11ème Jeux de la CJSOI

  • jeudi, 26 avril 2018 12:45
  • Sary nomena

Tanterahina ao an-toerana andiany faha-XI amin’ny lalaon’ny tanora sy fanatanjahantena aty amin’ny ranomasimbe indianina. Mitarika ny delegasiona malagasy any an-toerana ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahatena Dr Randriamosarisoa Jean Anicet.

Natao ny Alakamisy 19 aprily 2018 ny lanonam-panokafana, natrehin'ny filohan'ny Repoblikan’i Djibouti, Ismaïl Omar Guelleh.

(Jereo Sary tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.