Kitra - Mahajanga: Lalao miverina Fosa Junior Boeny sy AFC Léopards Kenya

  • mercredi, 21 février 2018 16:50
  • Sary nomena

Tanterahina eto amin’ny Kianja Rabemananjara-Mahajanga amin’izao tolak'andro izao ny lalao miverina fiadiana ny tompon’ny amboaran’i Afrika, ifanandrinan’ny Fosa Junior Boeny sy ny AFC Léopards Kenya.

Nirava ady sahala 1 noho 1 ny ekipa roa tonta ny 11 febroary lasa teo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.