Antsirabe: Raikitra ny fifaninanana haiady kick-boxing

  • vendredi, 02 février 2018 08:53

Hanomboka ny 4 febroary izao izany eto Antsirabe, ho fanamarihana ny fanokafana ny taom-pilalaovana eto Vakinankaratra no sady fitsidihina voalohany sahady ho an'ny filoha vaovaon'ny federasiona sady filohan’ny Zanakala, Andrianome Rasolotafika Mamindraibe dit Mamy Be, araka ny fanazavan'i Maitre Seraphin, filohan'ny Ligin'i Vakinankaratra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.