Telma Super Coupe: Nisaraka 0 noho 0 ny Fosa Juniors sy ny Cnaps Sport

  • dimanche, 14 janvier 2018 22:14
  • Sary Gasypatriote Mahajanga

Ady sahala no nisarahan'ny ekipan'ny Fosa Juniors an'i Boeny sy Cnaps Sport Itasy nandritra ny lalao mandroso notanterahina teto amin'ny kianja Rabemananjara Mahajanga androany alahady tolakandro.

Niady ny lalao fa samy sahirana tamin'ny fampidirana baolina ny roa tonta. Amin'ny heriny anio ny lalao miverina eny Vontovorona-Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.