RIM Mahamasina: Nahorina ny coupe

  • dimanche, 12 novembre 2017 22:06
  • Sary Njaka

Notontosaina tetsy amin'ny kianjaben'ny Mahamasina nanomboka ny zoma 10 novambra ny Rallie Internationale de Madagascar 2017 na ny RIM.

Niteraka savorovoro anefa ny valin'ny fifaninanana.
Tsy nisy araka izany ny vokatra ofisialy satria dia nisy réclamation izay nataon'ireo mpifanandrina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa