Sport Scolaire: Hiainga ny sabotsy 12 aogositra ny solontenan’i SAVA

  • mardi, 08 août 2017 19:33
  • Sary Sobika Sambava

Vonona ny hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny Sport Scolaire i SAVA, hoy ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenena Boto Evariste ka amin'ny sabotsy maraina izao no hiainga avy eto Sambava ny delegasiona.

Handray anjara amin’ny taranja rehetra i Sava, ankoatra ny hand-ball zazalahy.

Hatao any Mahajanga ny 18 ka hatramin’ny 27 aogositra ny fifaninanana nasionaly amin’ity 2017.

 

Commentaires (101)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa