Fifaninana ady totohondry : 16 mianadahy no niaro ny voninahitr’Alaotra Mangoro

  • dimanche, 14 mai 2017 18:52

Nanana solontena 16 mianadahy ny ligy Alaotra Mangoro niatrika ny fifaninanam-pirenena tamin’ny ady totohondry izay notontosaina tao Antananarivo nanomboka ny 12 mey teo.

“Tanjona ny hitazomana ny lazan’ny faritra tamin’ireo vokatra tsara azo teo aloha”, hoy i Haja Majarin, filohan’ny ligy.

Marihina fa efa tompondaka lefitra tamin’ny fifaninana iraisam-pirenena izay notontosaina tatsy La Réunion ny mpikatroka ady totohondry avy aty Alaotra Mangoro ny taona 2012.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa