Taranja Tennis: Tsy hirotsaka ny filoha

  • dimanche, 14 mai 2017 13:45
  • Sary Njaka

Tsy hirotsaka ho isan’ny kandida hofidiana amin’ny fifidianana ho avy izao ny filohan’ny Federasiona ny Tennis eto Madagasikara araka ny nambarany tamin’ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety.

Mbola maro ireo fanamby sy ezaka miandry ireo izay hitondra ity Federsiona ity hoy ity farany.

Nisy mantsy ny tsy fahampiana, ary mila ezaka lehibe eo amin’ny tontolon’ny ara-bola izay iharahana amin’ny ministeran’ny fanatanjahan-tena ,izay na dia efa nisy ihany aza ny fanampiana teo amin’izy ireo mpitantana.

Nisy araka izany ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny baolina ho an’ny U 12 lahy sy vavy ho fiadiana ny tompon-dakan’ny Afrika Ostraly, izay manomboka ny 13 ka hatramin’ny 17 may avy izao.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa