Rugby: Avotra ihany ny Maki

  • lundi, 24 avril 2017 12:15
  • Sary Njaka

Tafajanona ao amin'ny sokajy A ny Makian'ny Madagasikara raha nandraraka an'ny Zimbabwe tamin'ny moka foy, izay nisaraka tamin'ny isa 36 no 35 tamin'ny segondra farany raha nahatonga essai i Stade ary mbola notsarainy ka nahatonga ny isa nivadika ho fandresen'ny Makian'ny Madagasikara.

Mbola mitohy izany ny dian'ny ekipam-pirenena ho an'ny sokajy U20.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa