Can 2019 : Hiatrika an’i Sao-Tomé i Madagasikara

  • lundi, 20 mars 2017 09:17

Vita iny izay ny fifidianana teo anivon’ny Konfederasioana afrikanin’ny Kitra na ny Caf. Miditra eo amin’ny fifaninanana sy ny fifanitsanana amin’izay izao.

Nandritra ny an-tsapaka vita tany Le Caire, Egypta tamin’ny faran’ny herinandro teo ary dia fantatra izao fa ny ekipam-pirenen’i Sao-Tomé indray no hifandona amin’ny Barean’i Madagasikara amin’ny lalao savaranon’andon’ny fifanitsanana ho an’ny amboaran’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena na ny Can 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa