Farafangana : Nisokatra androany ny “Festival des arts martiaux”

  • samedi, 25 février 2017 12:33
  • Sary Sobika Farafangana

Natomboka tamin'ny carnaval nifarana tao amin'ny kianja filalaovam-baolina izany. Nisy ny fanolorana medaly ho an'ireo izay nahavita be tamin'ny taranja haiady taty amin'ny faritra Atsimo Atsinanana. Roa andro ny hetsika ka hisy ny ady isa-taranja sy ny fanehoana ny teknika ny haiady.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa