Fianarantsoa : Tontosa ny tompondaka nasionaly taranja karate-do

  • lundi, 19 décembre 2016 20:37
  • Sary Sobika Fianarantsoa

Nizotra tsy misy tomika ny fifaninanana karate-do sehatra nasionaly eto Fianarantsoa. Naroso avokoa ny lalao rehetra mba ahafahana mamita izany ity datin'ny 16 desambra ity, satria dia nalain'ny antoko HVM ny kianja na dia efa voaomana ho an'ny Karate-do aza.

Tanteraka izany hoy ny filoha mitarika ny federasiona noho ny fandaminana tato anatiny sy ny fampiasàna kirakira informatika manonkana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa