Sport

    • lundi, 24 avril 2017 12:15
    • Sary Njaka

    Rugby: Avotra ihany ny Maki

    Tafajanona ao amin'ny sokajy A ny Makian'ny Madagasikara raha nandraraka an'ny Zimbabwe tamin'ny moka foy, izay nisaraka tamin'ny isa 36 no 35 tamin'ny segondra farany raha nahatonga essai i Stade ary mbola notsarainy ka nahatonga ny isa nivadika ho fandresen'ny Makian'ny Madagasikara. Mbola mitohy izany ny dian'ny ekipam-pirenena ho an'ny sokajy U20.  
    Lire la suite ...
    • samedi, 22 avril 2017 20:07
    • Sary Njaka

    Filoha Rajao : Ny anjara tsa mba miolaka !

    Rehefa tsy mety ny atao, ny patsa iray aza hono tsy omby vava. Nohorakorahina izay tsy izy ny fandraisana ny fifanitsanana ny fiadiana ny amboaran’ny Afrika ho an’ny ekipam-pirenena amin’ny taranja rugby latsaky ny 20 taona etsy Mahamasina. Eo ambany fiahian’ny filoham-pirenena malagasy ny lalao ary dia tsy an-kiato ny dokam-barotra nentina nanindrahindra izany nandritra ny andro maromaro. Nisavoritaka ambony sy ambany ny televiziona nasionaly nampita mivantana ny lalao fa nanantena fahombiazana ho an’ny Maki de Madagascar ary indrindra koa laza tsara ho an’ny filoham-pirenena.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 21 avril 2017 08:36
    • Sary Njaka

    Rugby: Lalao Fifanitsanana Sakajy U20

    Niondrika tamin’ny isa mavesatra 66 no 7 ny Makian’ny MADAGASIKARA raha nihaona tamin’ny Namibie. Lalao izay tafiditra ao anatin’ny sokajy U20. Tsikaritra hatramin’ny fiatombohan’ny lalao fa dia kely vatana ny Malagasy mihoatra amin’ireto Namibianina ary dia mbola hiaona amin’ny Zimbabwe amin’ny alahady izao. Marihina moa fa raha toa ka mbola resy amin’ny lalao amin’ny alahady izao dia mety tsy ho tafiditra ho anisan’ny mpifaninana ao amin’ny sokajy io intsony ny Makian’ny Madagasikara. Ny Kenya moa dia nandresy an’I Zimbabwe tamin’ny isa 34 no 24.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 18 avril 2017 21:39

    Football : Le président de la CAF en visite officielle de deux jours en Somalie

    C’est la première visite officielle de Ahmad, depuis son accession à la tête de la Confédération Africaine de football, le 16 mars 2017. Il est arrivé à Mogadiscio, la capitale somalienne, hier lundi 17 avril, pour une visite de travail de deux jours pour le développement du football somalien.
    Lire la suite ...
    • mardi, 18 avril 2017 20:39

    Match amical : Rencontre entre Barea et FC Mama ce mercredi à Mahamasina

    En vue du match opposant l'équipe nationale Malagasy et les Malawites le samedi 22 avril 2017 au Stade Municipal Mahamasina, comptant dans le premier tour qualificatif au CHAN Total Kena 2018, le Barea effectuera un match de préparation face au FC Mama ce mercredi 19 avril 2017 à 9h du matin à Mahamasina. Le match amical est ouvert au public.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 14 avril 2017 20:30
    • Sary Njaka

    Judo: Fifanintsanana sehatra Afrika

    Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany ny fifanintsanana JUDO eo amin'ny sehatry Afrika, izay tanterahina ao amin'ny lapan'ny fanatanjahantena Mahamasina, ary mifarana ny alahady 16 avrily izao.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 14 avril 2017 11:25
    • Sary Sobika Mahajanga

    Taranja lomano : Tanterahina eto Mahajanga ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara

    Natomboka omaly 13 aprily ny lalao fiadiana ireo ho tompondakan'i Madagasikara amin'ny taranja lomano ary tsy hifarana raha tsy ny sabotsy 15 aprily izao. Mpilomano miisa 290 avy amin'ireo ligy 4 no hifaninana mandritra ny 3 andro. Tsy nahatonga mpifaninana kosa ny ligy avy any amin'ny faritra Vatovavy Fitovinany. Mbola olana ho an'ity taranja ity eto Madagasikara ny tsy fananana foto-drafitrasa manaraka ny fenitra iraisam-pirenena. Ho an'ny dobo 100 m ohatra dia Antananarivo sy ny ao Toamasina ihany no manana ary manodidina ny folo eo ho eo ny 25 metatra manerana ny Nosy. Etsy ankilany, any afovoan-tany no manana mpilomano betsaka kanefa iaraha-mahalala ny toetr’andro mandritra ny vanim-potoana ririnina. Irian'ireo mpilomano ny hanana foto-drafitrasa mifanaraka amin'izany. Madagasikara dia nosy voadidona ranomasina ary dia betsaka ireo tanora no mahay milomano fa dia lomano ara-drazana tsy misy tekinika avokoa.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 11 avril 2017 11:02
    • Sary nomena

    Toamasina : Malaza tsy hihinanana ny kianja sentetika

    Vita soamantsara ary efa notokanana ny kianja sentetika eto izay napetraky ny Federasiona iraisam-pirenena momba ny kitra (FIFA) sy ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Ny olana dia tsy vita hatramin'izao ireo foto-drafitrasa manodidina ny kianja. Ny zava-misy ihany koa dia nofefena ny vavahady miditra ao amin’io kianja io. Na hilalaovana anefa na tsy hilalaovana io kianja io dia tsy maintsy misy fikojana, nefa na ny mpikojakoja aza amin’izao tsy tafiditra ao.
    Lire la suite ...
    • mardi, 28 mars 2017 20:52

    Sport scolaire 2017 : 1844 participants attendus à Mahajanga

    La préparation de la compétition nationale « sport scolaire » pour les enfants scolarisés bat son plein. Des responsables du sport venant des 22 directions régionales de l’Education Nationale se sont réunis à Mahajanga, lieu de la compétition pour cette année 2017. La commission d’organisation a fait savoir que 1844 participants issus des 22 régions sont attendus à Mahajanga. On sait également que cinq disciplines sportives sont à concourir, notamment, l’athlétisme, le football à 7, le basket-ball, hand-ball et volley-ball. En outre une journée culturelle figure également au programme cette année.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 28 mars 2017 11:56

    Can 2019 : Les Barea en bonne position

    Les Barea de Madagascar jouent dans la cour des grands. Dans le cadre des éliminatoires de la coupe d’Afrique des Nations, la Can 2019 qui se tiendra au Cameroun, la sélection nationale malagasy se trouve dans le groupe A avec le Soudan, la Guinée Equatoriale, ainsi que le mondialiste, Sénégal. Les deux premières équipes, après des rencontres tournantes accéderont à la phase finale de la Can. Pour Madagascar, les Barea affronteront, la formation soudanaise à Khartoum, le 13 juin 2017 avant de disputer le match retour prévu se tenir à Mahamasina le 16 octobre 2018.
    Lire la suite ...
Page 3 sur 34
B1 - Polyclinique
B2 - Toa