Sport

    • vendredi, 14 avril 2017 20:30
    • Sary Njaka

    Judo: Fifanintsanana sehatra Afrika

    Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany ny fifanintsanana JUDO eo amin'ny sehatry Afrika, izay tanterahina ao amin'ny lapan'ny fanatanjahantena Mahamasina, ary mifarana ny alahady 16 avrily izao.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 14 avril 2017 11:25
    • Sary Sobika Mahajanga

    Taranja lomano : Tanterahina eto Mahajanga ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara

    Natomboka omaly 13 aprily ny lalao fiadiana ireo ho tompondakan'i Madagasikara amin'ny taranja lomano ary tsy hifarana raha tsy ny sabotsy 15 aprily izao. Mpilomano miisa 290 avy amin'ireo ligy 4 no hifaninana mandritra ny 3 andro. Tsy nahatonga mpifaninana kosa ny ligy avy any amin'ny faritra Vatovavy Fitovinany. Mbola olana ho an'ity taranja ity eto Madagasikara ny tsy fananana foto-drafitrasa manaraka ny fenitra iraisam-pirenena. Ho an'ny dobo 100 m ohatra dia Antananarivo sy ny ao Toamasina ihany no manana ary manodidina ny folo eo ho eo ny 25 metatra manerana ny Nosy. Etsy ankilany, any afovoan-tany no manana mpilomano betsaka kanefa iaraha-mahalala ny toetr’andro mandritra ny vanim-potoana ririnina. Irian'ireo mpilomano ny hanana foto-drafitrasa mifanaraka amin'izany. Madagasikara dia nosy voadidona ranomasina ary dia betsaka ireo tanora no mahay milomano fa dia lomano ara-drazana tsy misy tekinika avokoa.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 11 avril 2017 11:02
    • Sary nomena

    Toamasina : Malaza tsy hihinanana ny kianja sentetika

    Vita soamantsara ary efa notokanana ny kianja sentetika eto izay napetraky ny Federasiona iraisam-pirenena momba ny kitra (FIFA) sy ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Ny olana dia tsy vita hatramin'izao ireo foto-drafitrasa manodidina ny kianja. Ny zava-misy ihany koa dia nofefena ny vavahady miditra ao amin’io kianja io. Na hilalaovana anefa na tsy hilalaovana io kianja io dia tsy maintsy misy fikojana, nefa na ny mpikojakoja aza amin’izao tsy tafiditra ao.
    Lire la suite ...
    • mardi, 28 mars 2017 20:52

    Sport scolaire 2017 : 1844 participants attendus à Mahajanga

    La préparation de la compétition nationale « sport scolaire » pour les enfants scolarisés bat son plein. Des responsables du sport venant des 22 directions régionales de l’Education Nationale se sont réunis à Mahajanga, lieu de la compétition pour cette année 2017. La commission d’organisation a fait savoir que 1844 participants issus des 22 régions sont attendus à Mahajanga. On sait également que cinq disciplines sportives sont à concourir, notamment, l’athlétisme, le football à 7, le basket-ball, hand-ball et volley-ball. En outre une journée culturelle figure également au programme cette année.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 28 mars 2017 11:56

    Can 2019 : Les Barea en bonne position

    Les Barea de Madagascar jouent dans la cour des grands. Dans le cadre des éliminatoires de la coupe d’Afrique des Nations, la Can 2019 qui se tiendra au Cameroun, la sélection nationale malagasy se trouve dans le groupe A avec le Soudan, la Guinée Equatoriale, ainsi que le mondialiste, Sénégal. Les deux premières équipes, après des rencontres tournantes accéderont à la phase finale de la Can. Pour Madagascar, les Barea affronteront, la formation soudanaise à Khartoum, le 13 juin 2017 avant de disputer le match retour prévu se tenir à Mahamasina le 16 octobre 2018.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 26 mars 2017 18:55

    CAN CAMEROUN 2019 : Victoire mitigée des Barea

    Victoire sans éclat des Barea de Madagascar sur la pelouse de Mahamasina. A l’issue d’un match mitigé, les protégés de Nicolas Dupuis, le sélectionneur étranger de l’équipe nationale malagasy, dont on ignore le parcours et la performance, ont pris le dessus sur un score serré de 3 buts à 2 face à une modeste formation de Sao Tomé Principe. La rencontre entre dans le cadre de la qualification au match de groupe comptant pour les éliminatoires de la Can 2019 pour le groupe A. Après une victoire à l’aller 1 à 0 à Sao-Tomé Principe, les Barea accèdent dans le groupe A et vont se mesurer aux Sénégalais, Soudanais et Equato-guinéenne afin de décrocher une place à la phase finale de la Coupe d’Afrique des Nations au Cameroun en 2019.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 26 mars 2017 17:06

    Madagasikara-Sao Tome : Tsy afaka hilalao i Rinjala

    Naneho ny alahelony, tsy ho afaka handray anjara amin'ny lalao miverina hifandonan'i Madagasikara sy Sao Tome etsy Mahamasina anio tolakandro ilay mpilalao mpilaravinahitra Malagasy Raherinaivo Rinjala. Resaka sarandalana no voalaza fa antony. Nampahery sy nirary soa ho an'ireo namany hiaro ny voninahi-pirenena izy.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 26 mars 2017 17:02

    Kitra : Madagasikara vs Sao Tome

    Lalao miverina no hotanterahina eo amin'ny Kianja Monisipaly Mahamasina anio tolakandro. Hanala vela ny ekipam-pirenen'i Sao Time, izay efa resin'i Barean'i Madagasikara 1 noho 0 tamin'ny lalao mandroso herinandro lasa izay tany Sao Tome.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 23 mars 2017 15:54

    Sport scolaire : Mahajanga no handray ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara

    Ny 18 hatramin'ny 27 aogositra ho avy izao no hanatanterahana ny lalao famaranana hiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara amin'ny sport scolaire izay handraisan'ny solontenan'ny faritra 22 manerana an'i Madagasikara. Natao androany ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ity fanatanjahan-tena an-tsekoly ity izay harahina atrikasa mandritra ny 5 andro ka tsy hifarana raha tsy ny 27 martsa izao.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 23 mars 2017 09:32

    CAN Total Cameroun 2019 : Les Barea reviennent de loin

    Bonne nouvelle pour la balle ronde malagasy. Les protégés d’Auguste Raux, sélectionneur des Barea de Madagascar ont réussi l’essentiel en remportant la victoire ( 1 à 0) hier soir contre la formation nationale de Sao Tomé Principe sur la pelouse de l’Estadio Nacional 12 de Julho. Un match entrant dans le cadre du tour préliminaire comptant pour la qualification à la Can Total Cameroun 2019. Les chaînes internationales parlent d’une « très belle opération pour les Barea ». Sur le compte facebook de la Fédération malgache’ de football on a pu également lire qu’ « Outre la rentrée de Dax à la place de Dafé, Rinjala et Lolody ont aussi joué durant la seconde partie à la place de Paulin et Carolus. À noter également les bonnes prestations des néo-Barea, le gardien de but Dabo et le défenseur Debakely. »
    Lire la suite ...
Page 2 sur 33
B1 - Polyclinique
B2 - Toa